Tag Archives: vakoka

Fihaonan’ ny CT sy ny Minisitry ny Kolontsaina sy ny Vakoka.

Nihaona tamin’ ny Kongresin’ ny Tetezamita Ramatoa Elia Ravelomanantsoa, Minisitry ny Kolontsaina sy ny Vakoka ny maraina teo.

Fitokanana efitrano « Rado »

Tanteraka soa aman-tsara ny fitokanana ny « Efitrano Rado » ao amin’ny Ministeran’ny Kolontsaina sy ny Vakoka etsy Anosy, ny zoma 11 may 2012.