Tag Archives: fifaninanana

Dihy sy Fikosehana kapila/ Presse

djFirenena dimy handray anjara amin’ ny « Dance Battle Ring »
Hanomboka amin’ Sabotsy izao ary tsy hifarana raha tsy ny Sabotsy 16 Febroary. Firenena dimy ahitana an’i Madagasikara, Kaomoro, Etazonia, Frantsa ary Sinoa no handray anjara amin’ ny hetsika «  »Dance Battle Ring », fifaninanana dihy sy fikosehana kapila.