Tag Archives: exposition

« Labord’art »/Presse

Laborde-17-mai« Vehivavy », ravahan’i RFaral sy i Sylvia
Vehivavy, reny : sady ravaka no mpandravaka ! Izay no hita taratra amin’ny « Femmes » na « Vehivavy », fampirantiana tontosaina eny amin’ny tranon’i Jean Laborde eny Andohalo, manomboka anio ka hatramin’ny 26 mey izao. Andriambavilanitra roa, samy manan-talenta, mahafehy ireo rehetra ireo no tompon’antoka amin’izany. Tsy iza izany fa i RFaral, mpikolo ny kanto araka endrika amam-bika tsy zovina amintsika intsony, sy i Sylvia Création, kinga tanana sy manan-karena famoronana momba ny haingo.

Waow, le mythe d’Ibonia/ Presse

aftAprès les deux représentations à guichets fermés et à la demande générale du public n’ayant pas pu assister au spectacle, une troisième date est proposée, le samedi 18 Mai 2013 à 15h30 dans le hall de l’AFT d’Andavamamba. A l’initiative de l’Alliance française de Tananarive pour la célébration de ses 65 ans, cette adaptation a fait l’effet voulu aux précédentes représentations.

Exposition

IKMEn tout, une cinquantaine de peintres, toutes générations confondues, exposent leurs œuvres au Centre Culturel d’ Antsahavola (IKM), depuis hier. Le but est de laisser la place aux inspirations de chaque artiste, afin d’avoir le maximum de choix sur les tableaux exposés.

Exposition d’ Art textile à l’ IFM

Zoarinivo-RazakaratrimoHanatanteraka fampirantiana « Art textile » i Razakaratrimo Zoarinivo na i Zo ao amin’ny  amin’ny IFM Analakely manomboka anio 07 May ka hatramin’ ny Sabotsy 25 May 2013 ho avy izao.

Exposition à l’ IFM par Mme Zo Razakaratrimo

Mme-ZO-et-ses._.matières-viHanolotra fampirantiana izay nampitondraina ny lohateny hoe « …matières choisies… »  Zo Razakaratrimo Zoarinivo manomboka ny Talata 07 May hatramin’ ny Sabotsy 25 May ao amin’ ny IFM Analakely. Hotanteranina ny Alatsinainy 06 May ho avy izao ny fanokanana izany.