Daily Archives: 14 août 2012

Danse contemporaine

Ho hita eny an-dalambe any Mahajanga ny « danse contemporaine”  ny Alatsinainy 13 ka hatramin’ny  Sabotsy 18 Aogositra ho avy izao.

Mahaleo

Mbola tohin’ ny fankalazana ny faha 40 taona niakarana an-tsehatra. Hanolotra fampisehoana ao Antsahamanitra ny tarika Mahaleo ny Alarobia 15 Aogositra manomboka amin’ ny 2 ora tolakandro. Nampitondraina ny lahateny hoe « Mba jerijereo ny tananantsika » ny seho.

Mozika mavesatra

Hiara-dia ao amin’ ny tarika « Hyphen » ireo andrarezin’ny rock malagasy, ka hifantoka betsaka amin’ ny fiangaliana sy famelomana hira vahiny.

Festival Boriziny/Presse

La première édition de «Tantomboagna-Black eye» ce mois-ci
«Tantomboagna-Black eye», c’est le titre d’un festival qui se profile à l’horizon à Boriziny. Des grands noms de la musique tropicale malgache y sont attendus.