Hanolotra ny « Salamon’ny Fiadanana »
Tafiditra ao anatin’ny tetikasa tanterahin’ny antoko mpihira “Antsam-pideran’ny Lanitra” (Apl) ho fampiroboroboana sy fampitiavana ny Malagasy ny mozika klasika no hanolorany kaonseritra lehibe iray nampitondraina ny lohateny “Salamon’ny Fiadanana”.