Daily Archives: 24 juin 2012

Lianah sy Tinah –Ti eny Sab-Nam

Lianah sy Tinah–Ti dia hanome fotoana antsika amin’ny « Ady saritaka » ny 25 jona izao etsy amin’ny « Terrain Sab-Nam ».

Momota ao Ivato

Momota ao amin’ny jaridainan’ny Gastronomie Pizza Ivato ny 26 jona izao.