Daily Archives: 23 juin 2012

Marion ao amin’ ny « Mon Goûter »

« Fiesta Gasy » iarahana amin’ny Marion ao amin’ny Espace Mon Gouter Andrefan’Ambohijanahary ny 25 jona manomboka amin’ny 6 ora hariva mandra-maraina. Dj maro samihafa no hanafana ny lanonana. 

Mipoapoaka miaraka amin’ny Tence Mena

T.M pro sy NICO sound dia mikarakara fampisehoana miaraka amin’ i Tence Mena ao Ambohitrimanjaka ny Alahady 24 jona amin’ny 2 ora tolakandro.

Tsikonina 2012

 Andiany faharoa ny Fifaninanana Tsikonina amin’ity taona ity, karakarain’ny Kiadin’i Madagasikara avy amin’ny Faritany Antananarivo.