Daily Archives: 19 juin 2012

Julie Ratefy

Ny  » Madagascar Mozarteum » dia manolotra an’i Julie Ratefy, mpilalao mozika « classique », ao amin’ ny Institut Français de Madagascar Analakely ny Alarobia 20 Jona amin’ ny 1 ora tolakandro.

Tsiahy ho an’i J.J.R.

Ny fikambanan’ ny poety sy ny mpanoratra Malagasy « Havatsa Upem » dia manomana fotoana ho tsiahy natokana ho an’i  Jean Joseph Rabearivelo.

Hetsika any Amoron’i Mania

Ho fankalazana ny fetin’ny fahaleovan-tena sy ny fetin’ ny mozika, ny Foibem-paritry ny ministeran’ ny Kolontsaina sy ny vakoka Amoron’i Mania, miaraka amin’ny « Alliance française Ambositra » dia manomana hetsika.

Ditra Manadala

Hivoaka DVD sy VCD ny 20 jona ho avy izao ilay andian-tantara  Malagasy mitondra ny lohateny hoe « Ditra manadala »