Daily Archives: 16 juin 2012

Fête de la Musique

Carnaval et spectacles haut en couleur se profilent à l’horizon

Le décor est déjà planté. La célébration de la fête de la musique sera affriolante partout dans la capitale. Cortège de porte-chars avec des animations à travers les rues et des spectacles dans le cadre de scènes ouvertes seront entre autres au programme.

Jazz amin’ ny tohatoha-bato

Ny Cgm sy ny Kaominina Antananarivo renivohitra dia manolotra hetsika « jazz amin’ny tohatoha-bato » ny harivan’ny Alahady 17 Jona izao. Maro ireo mpanakanto handray anjara amin’izany.

Mahaleo : Fampisehoana tokana any La Reunion

Mikarakara fampisehoana lehibe any La Réunion ny tarika Mahaleo ao amin’ny Espace Eos U ny Asabotsy 16 Jona 2012 amin’ny 9ora alina.