Daily Archives: 13 juin 2012
Fitsarana Tononkalo.
Eo amin’ny dingan’ny fitsarana ireo tononkalo voaray ankehitriny, ny Ministeran’ny Kolontsaina sy ny Vakoka izay fifaninanana nampanaovina manerana an’i Madagasikara nenti-nanamarika ny andro eran-tany ho an’ny poezia, 21 Marsa 2012.












