Nampiavaka iny volana Martsa lasa iny ny fanamarihan’ny Ministeran’ny Kolontsaina sy ny Vakoka ny « KOLONTSAINA MITETY FARITRA ». Tao anatin’izany ny nanamarihana ireo andro maneran-tany telo, ka tany Farafangana, Ambositra, ary Fianarantsoa no Lire la suite ...

Madagascar est aussi appelé l’île continent. Non seulement à cause de sa biodiversité mais également à cause de ses richesses culturelles et patrimoniales. Lire la suite ...

La réplique de la couronne Ranavalona I a été remise officiellement au musée d’Andafiavaratra par Madame la Ministre de la Culture et du Patrimoine. Lire la suite ...

Le Ministère de la Culture et du Patrimoine organise chaque jeudi du mois des dialogues culturels afin de promouvoir et mettre en valeur la culture et le patrimoine dans la Grande Île. Lire la suite ...

Mitrotro ny fanahy maha-olona : io no andraikitra voalohan’ny Ministeran’ny Kolontsaina sy ny vakoka amin’izao fotoana izao ary indrindra indrindra vahaolana amin’ny zava-mitranga eto amin’ny firenena. Lire la suite ...

Ny fahaverezan’ny “Satro-boninahitry” ny mpanjakavavy Ranavalona I, izay namatotra ny fitondrana tamin’ny taon-jato faha 19, vakom-pirenena, mariky ny fiandrianam-pirenena sy ny fampiraisana ary ny soatoavina maha-malagasy dia nampihetsi-po ny maro ary nanaitra Lire la suite ...

Vente-exposition par l’ association « Ceinture verte »

fleurHo fankalazana ny fetin’ ny reny, ny fikambanana « Ceinture verte » dia manolotra varotra-fampiratiana ao amin’ ny Tranom-bokim-pirenena Anosy hatramin’ ny Alahady 26 May izao. Voninkazo karazany maro no hita amin’ izany hetsika izany.

Efa tonga i Nono/ Presse

NONO“Maika hihaona amin’ireo mpankafy aho…”
Nampanantenaina ary efa nigadona an-tanindrazana… Ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny seho roa hotontosainy eto i Nono.
“Misy fihetseham-po mavesatra hatrany isaky ny midina ny seranam-piaramanidina eto aho. Efa tena taona maro izay no nandao ny tanindrazana…Maika hihaona amin’ireo mpankafy aho”. Io no ampahany tamin’ny fanambarana nataon’i Nono, vantany vao nigadona teny Ivato izy, ny alin’ny talata teo. Efa tamin’ny taona 2006 ity no nandalo an-tanindrazana farany, ary tsy nanao fampisehoana akory aza tamin’izany fa nizara traikefa fotsiny.

Manohy Narimanana vole de ses propres ailes/ Presse

Narimanana4Manohy Narimanana, la fille de Narimanana, le guitariste classique, vole de ses propres ailes. La multi-instrumentiste, guitariste –pianiste-percussionniste, bercée par la musique dès son plus jeune âge, montre enfin ses griffes. La-voilà alors à l’affiche de deux soirées de récital qui auront respectivement lieu au Tamboho à Ambodivona, ce soir, et au temple Tranovato d’Ambatonakanga, demain soir. Et ce, dans le cadre la présentation de son premier opus intitulé «Ara dia alma ».

Mcp : la culture peut mener au développement / presse

n_mcp22«Sensibiliser sur l’importance du dialogue interculturel, de la diversité et de l’inclusion ; construire une communauté d’individus engagés à soutenir la diversité à travers tous les gestes de la vie quotidienne ; lutter contre la polarisation et les stéréotypes pour améliorer la compréhension et la coopération entre des personnes de cultures différentes».

Ce sont les objectifs fixés par l’Unesco lors de la célébration de la Journée mondiale de la diversité culturelle, le Mardi 21 Mai 2013.